Tao amin'ny Lisea André Resampa Antsirabe indray ny ekipan'ny CIDST no nifanome fotoana tamin'ireo mpianatra, androany 16 mai 2024 ho fanentanana sy toro-lalana arak'asa ho an'ireo mpianatra, nampahafantarana azy ireo ireo karazana lalam-piofanana misy sy ny Oniversite mifandraika amin'izany, mba ahafahana manampy azy ireo hisafidy ny taranja sy ny fianarana mety aminy.
006 — Actualités · ACT·96
Fanentanana sy toro-lalana arak'asa tao Antsirabe-Vakinankaratra
Tao amin'ny Lisea André Resampa Antsirabe indray ny ekipan'ny CIDST no nifanome fotoana tamin'ireo mpianatra, androany 16 mai 2024 ho fanentanana sy toro-lalana arak'asa ho an'ireo mpianatra, nampahafantarana azy ireo…