Ao anatin'ny fanatsarana ny asa fikarohana eo anivon'ny foibem-pikarohana isan-tsokajiny, dia nisy ny fihaonan'ireo Mpikaroka Mpampianatra ao amin'ny CIDST tamin'ny Tale Jeneralin'ny Fikarohana Siantifika sy ny Talen'ny "Recherche et Innovation" eo anivon'ny Ministeran'ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa.
Tanjona tamin'izao fihaonana izao ny hitondrana fanatsarana ho an'ny asa fikarohana sy ho fampiroboroana ny famoahana ny voka-pikarohana ary indrindra nijerena ireo olana fototra sedrain'ireo Mpikaroka mba hahafahana mitondra vahaolana.
Ny fihaonana dia natao tao amin'ny foiben'ny CIDST ao Tsimbazaza ny alarobia 19 jona 2024.
<img class="aligncenter size-full wp-image-1804" src="http://cidst.recherches.gov.mg/wp-content/uploads/2024/07/448830254_860210152818948_1818798578703271992_n.jpeg" alt="" width="800" height="449" />
<img class="aligncenter size-large wp-image-1803" src="http://cidst.recherches.gov.mg/wp-content/uploads/2024/07/448810095_860210252818938_7565732165318587990_n-1024x575.jpeg" alt="" width="640" height="359" />
<img class="aligncenter size-full wp-image-1802" src="http://cidst.recherches.gov.mg/wp-content/uploads/2024/07/448737955_860210176152279_1369357026350521494_n.jpeg" alt="" width="800" height="449" />
<img class="aligncenter size-full wp-image-1801" src="http://cidst.recherches.gov.mg/wp-content/uploads/2024/07/448642086_860210116152285_5982070146476238386_n.jpeg" alt="" width="800" height="449" />
<img class="aligncenter size-full wp-image-1800" src="http://cidst.recherches.gov.mg/wp-content/uploads/2024/07/448637118_860210096152287_4529475665467489698_n.jpeg" alt="" width="800" height="449" />