Ho tohin'ny fanohanana ireo mpandray anjara tamin'ny "Science Hack Day" andiany faha-10, ny CIDST dia nanolotra fiofanana mikasika ny "propriété intellectuelle" ho an'ireo mpandray anjara tamin'izany hetsika izany.
Izany no natao dia ho fanampiana sy fanohanana ireo mpikaroka sy mpamorona mba ahafahany miaro sy manome lanja bebe kokoa ny asa famoronana izay ataony.
Tsiahivina fa nandray anjara tamin'izany ihany koa ireo namana mpiara-miasa avy ao amin'ny @CNRIT mba ho fanamafisana ny fahaiza-manao.
006 — Actualités · ACT·132
Fiofanana mahakasika ny "Propriété Intellectuelle"
Ho tohin'ny fanohanana ireo mpandray anjara tamin'ny "Science Hack Day" andiany faha-10, ny CIDST dia nanolotra fiofanana mikasika ny "propriété intellectuelle" ho an'ireo mpandray anjara tamin'izany hetsika izany.…