Illustration 1Illustration 2Illustration 3

π…π’π―π¨π«π’πšπ§'𝐧𝐲 𝐅𝐒π₯𝐚𝐧-𝐀𝐞𝐯𝐒-𝐩𝐒𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐧𝐲 π‚πˆπƒπ’π“
πŸ“Œ Tontosa soamantsara teto amin'ny CIDST Tsimbazaza ny " Conseil d'administration " na fivorian'ny Filan-kevi-pitantanan'ny CIDST, izay natao androany 18 Aogositra 2026.
Fivoriana notarihin' Andriamatoa Sekretera Jeneralin'ny Ministeran'ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr ANDRIAMANIRAKA Jaona Harilala, filoha ary niarahana tamin'ireo mpikambana ao anatin'izany Filan-kevi-pitantanana izany.
Nankatoavina tao anatin'izany fivoriana izany ny "Fanitsiana ny tetibola 2026" na ny "budget rΓ©ctificatif 2026".