Ny Tale sy ny mpiara-miasa rehetra eto amin’ny CIDST dia faly miarahaba an’Andriamatoa Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, ny Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy, amin’izao nahavoatendry azy ho Minisitry ny Minisiteran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy Fikarohana Ara-Tsiansa izao indray.
Mirary fahombiazana hatrany tompoko amin’ny fampandrosoana ny ministera izay tarihinao.