SOP

Paikady sy torolanana no nomena ny mpianatra ao @ kilasy faha 2 hatramin’ny kilasy famaranana ao amin’ny lisea.
Manokatra ny mason’ny mpianatra amin’ny fahafantarany ny tenany aloha, ny lalam-piofanana afaka safidiana mifanaraka amin’izay maha izy azy izay, ary koa sehatra hahafahan’izy ireo mametraka fanontaniana amin’izay mety manitikitika azy rehetra mikasika ny ho aviny.
Araho anie ny resadresaka nifanaovana tamin’ireto tanora avy ao amin’ny Lycée Ampitatafika ireto e!