Illustration 1

๐Ÿ’Ž Fotoana iray hahafahana mahazo fanazavana momba ireo lalam-piofanana misy, ny fepetra fidirana, ireo tolotra fampianarana atolotry ny รฉtablissements miisa 11 ao amin'ny Oniversite Fianarantsoa, ary ireo oniversite tsy miankina manana fahazoan-dalana sy fankatoavana ara-panjakana.
โœค๐—ง๐˜€๐˜†โœค โœค๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜†โœค โœค๐˜ƒ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ.โœค
Tongava maro fa fotoana tsara hanomanana ny hoavinao izao!
๐Ÿ‘‰ Hisy ny lalao sy fisarihana hoanโ€™ireo zay tsara vintana!
Mpanohana sy Mpiara-miasa: Computer store, Rofia Radio, Kay FM, Radio Tsiry <iframe src="https://www.facebook.com/plugins/video.php?height=372&href=https%3A%2F%2Fwww.facebook.com%2Freel%2F2587097085079192%2F&show_text=false&width=560&t=0" width="560" height="372" style="border:none;overflow:hidden" scrolling="no" frameborder="0" allowfullscreen="true" allow="autoplay; clipboard-write; encrypted-media; picture-in-picture; web-share" allowFullScreen="true"></iframe>