Tontosa antsakany sy andavany ny Science Hack Day andiany faha-9, izay nokarakarain'ny CIDST Tsimbazaza.
Arabaina ianareo ekipa telo voalohany naharesy lahatra ny mpitsara ka nibata ny fandresena.
Ny Tale sy ny mpiara-miasa rehetra eto anivon'ny CIDST dia misaotra sy mankasitraka indrindra:
ianareo mpandray anjara rehetra
ianareo mpitsara
ianareo mpiara-miombon'antoka Telma Madagascar, #nicmg, #tsenaexpress
ireo rehetra nandray anjara ka nahatontosana izao fifaninanana izao.
ny Ministeran'ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa #MESUPRES.
smart smart smart smart smart smart smart smart smart smart smart smart smart smart smart smart smart smart smart smart smart smart smart smart smart smart smart smart smart smart smart smart